FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 9:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nosarahinao+ teo anatrehany ny ranomasina, ka nandia tany maina teo afovoany izy ireo.+ Fa ny mpanenjika azy kosa natsipinao mafy tao amin’ny lalina,+ toy ny vato+ natsipy tao anaty rano mahery.+

  • Salamo 77:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nandeha namakivaky ranomasina ianao,+

      Ary teny amin’ny rano be no nizoranao.

      Tsy nisy nahafantatra ny dian-tongotrao.

  • Salamo 136:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Sy nampandeha ny Israely hamakivaky teo afovoany:+

      Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+

  • Isaia 63:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Aiza Ilay nampandeha azy ireo namakivaky ny rano manonja, mba hahatonga azy ireo tsy ho tafintohina fa ho toy ny soavaly mikarenjy any an-tany efitra?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara