Eksodosy 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary izaho hampiditra anareo any amin’ny tany izay efa nananganako tanana ka nianianako+ homena an’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Dia homeko ho fanananareo tokoa izany.+ Izaho no Jehovah.’”+ Hebreo 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa nianiana tamin-katezerana aho hoe: ‘Tsy hiditra+ amin’ny fitsaharako ireo.’”+
8 Ary izaho hampiditra anareo any amin’ny tany izay efa nananganako tanana ka nianianako+ homena an’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. Dia homeko ho fanananareo tokoa izany.+ Izaho no Jehovah.’”+