Nomery 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Noho ianareo tsy naneho finoana ahy ka tsy nanamasina+ ahy teo imason’ny zanak’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+ Deoteronomia 1:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Izaho koa aza notezeran’i Jehovah noho ny aminareo, ka nitenenany hoe: ‘Tsy hiditra any koa ianao,+
12 Avy eo, dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy sy Arona: “Noho ianareo tsy naneho finoana ahy ka tsy nanamasina+ ahy teo imason’ny zanak’Israely, dia tsy hitondra an’ity fiangonana ity hiditra ao amin’ilay tany homeko azy ianareo.”+
37 Izaho koa aza notezeran’i Jehovah noho ny aminareo, ka nitenenany hoe: ‘Tsy hiditra any koa ianao,+