61Ny fanahin’i Jehovah Tompo Fara Tampony no ato amiko,+ satria i Jehovah nanosotra ahy+ hilaza vaovao tsara amin’ny mpandefitra.+ Naniraka ahy izy mba hamehy ny ratran’ny torotoro fo;+ hanambara fahafahana amin’ny babo+ sy fampahiratana ny mason’ny voafonja;+
26 Ary tampoka teo, dia nisy horohoron-tany mafy ka nihozongozona ny fototr’ilay fonja. Dia nivoha teo no ho eo ny varavarana rehetra, ary nivaha ny fatoran’ny voafonja rehetra.+