Eksodosy 15:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mahery dia mahery ny tananao ankavanana, Jehovah ô!+Afaka manorotoro fahavalo ny tananao ankavanana, Jehovah ô!+ 1 Tantara 16:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Haja amam-boninahitra no eo anatrehany,+Ary hery sy fifaliana no ao amin’ny fonenany.+ Joba 40:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Miravaha fahalehibeazana+ sy fahamboniana,+ azafady,Ary mitafia haja+ amam-boninahitra.+ Salamo 145:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mba hampahafantarana amin’ny zanak’olombelona ny asanao lehibe+Sy ny famirapiratan’ny voninahitry ny fanjakanao.+
6 Mahery dia mahery ny tananao ankavanana, Jehovah ô!+Afaka manorotoro fahavalo ny tananao ankavanana, Jehovah ô!+
12 Mba hampahafantarana amin’ny zanak’olombelona ny asanao lehibe+Sy ny famirapiratan’ny voninahitry ny fanjakanao.+