FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 98:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nampahafantatra ny famonjeny i Jehovah.+

      Teo imason’ireo firenena no nampiharihariany ny fahamarinany.+

  • Salamo 103:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ny hatsaram-panahin’i Jehovah kosa anefa efa hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay+

      Ho an’izay matahotra azy,+

      Ary ny fahamarinany dia maharitra hatramin’ny taranaka fara mandimby+

  • Isaia 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hisandratra kosa i Jehovah Tompon’ny tafika noho ny fampiharany didim-pitsarana.+ Ary hanamasina ny tenany noho ny fanaovany ny rariny+ ilay tena Andriamanitra, eny, Ilay Masina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara