FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 65:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Ny mpanompoko hihinana,+ fa ianareo kosa ho noana.+ Ny mpanompoko hisotro,+ fa ianareo kosa hangetaheta.+ Ny mpanompoko hifaly,+ fa ianareo kosa ho menatra.+

  • Asan’ny Apostoly 2:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Tao amin’ny tempoly foana izy ireo isan’andro sady niray saina,+ ary nisakafo tany an-trano izy ireo ka nihinan-kanina tamim-pifaliana be+ sy tamim-pahatsoram-po,

  • Asan’ny Apostoly 16:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia nentiny tao an-tranony izy roa lahy ka namelarany latabatra, ary faly dia faly izy mbamin’ny ankohonany manontolo, noho izy nino an’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara