Asan’ny Apostoly 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 fa novonoinareo kosa ilay Mpitarika Lehibe Indrindra izay manome fiainana.+ Kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay.+ Asan’ny Apostoly 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nasandratr’Andriamanitra ho eo ankavanany+ anefa izy, ka tonga Mpitarika Lehibe Indrindra+ sy Mpamonjy,+ mba hahafahan’ny Israely hibebaka+ sy hahazo famelan-keloka.+
15 fa novonoinareo kosa ilay Mpitarika Lehibe Indrindra izay manome fiainana.+ Kanefa Andriamanitra nanangana azy tamin’ny maty, ary vavolombelon’izany izahay.+
31 Nasandratr’Andriamanitra ho eo ankavanany+ anefa izy, ka tonga Mpitarika Lehibe Indrindra+ sy Mpamonjy,+ mba hahafahan’ny Israely hibebaka+ sy hahazo famelan-keloka.+