Levitikosy 27:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ireo no didy+ nomen’i Jehovah an’i Mosesy teo an-tendrombohitra Sinay+ ho an’ny zanak’Israely. Mpitoriteny 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.
13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.