FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 22:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hahatonga anao ho malina sy mahira-tsaina anie i Jehovah!+ Ary homeny fahefana hitarika ny Israely anie ianao, mba hitandremanao ny lalàn’i Jehovah Andriamanitrao!+

  • Joba 32:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fa ny fanahin’Andriamanitra izay ao anatin’ny olombelona mety maty,

      Sy ny fofonain’ilay Mahery Indrindra no manome azy fahiratan-tsaina.+

  • Salamo 119:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  35 Ampandehano eo amin’ny lalan’ny didinao aho,+

      Fa mahafinaritra ahy izany.+

  • Mpitoriteny 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Izao no famaranan-teny rehefa re izany rehetra izany: Matahora an’Andriamanitra+ ka tandremo ny didiny,+ fa izany no adidy tokony hataon’ny olombelona.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara