Salamo 119:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny didinao no hosaintsainiko.+Handinika ny lalanao+ aho. Salamo 119:168 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 168 Arahiko ny didinao sy ny fampahatsiahivanao,+Fa eo anatrehanao ny lalako rehetra.+