FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa natahotra an’i Jehovah+ i Davida tamin’iny andro iny, ka nilaza hoe: “Ahoana no hahatongavan’ny Vata masin’i Jehovah any amiko?”+

  • Salamo 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Manompoa an’i Jehovah amin-tahotra,+

      Ary mifalia, nefa koa mangovita.+

  • Habakoka 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nony nandre aho, dia nangotika ny kiboko. Nipararetra ny molotro noho izay reko, ary nihalò ny taolako.+ Rehefa nanjo ahy izany, dia nitebiteby aho. Koa hiandry amim-pahatoniana ny andro fahoriana aho,+ eny, hiandry ny hiakarany rehefa hanafika ny olona+ izy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara