Salamo 16:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nataoko teo anatrehako mandrakariva i Jehovah.+Tsy hangozohozo aho satria izy eo ankavanako.+ Salamo 73:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Eo aminao mandrakariva anefa aho.+Ary nandray ny tanako ankavanana ianao.+ Salamo 109:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa hitsangana eo ankavanan’ny mahantra izy,+Mba hamonjy azy amin’ireo mitsara azy.