Salamo 91:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Na ny areti-mandringana miely amin’ny maizina,+Na ny fandringanana mandripaka amin’ny mitataovovonana.+ Isaia 49:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Tsy ho noana+ na hangetaheta+ izy ireo, ary tsy hamely azy ny hafanana migaingaina na ny masoandro.+ Fa hitari-dalana azy Ilay mangoraka azy,+ ka hitondra azy ho eny an-doharano.+ Apokalypsy 7:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy ho noana na hangetaheta intsony ireo, ary tsy hamely azy ny masoandro na ny hafanana mandoro,+
6 Na ny areti-mandringana miely amin’ny maizina,+Na ny fandringanana mandripaka amin’ny mitataovovonana.+
10 Tsy ho noana+ na hangetaheta+ izy ireo, ary tsy hamely azy ny hafanana migaingaina na ny masoandro.+ Fa hitari-dalana azy Ilay mangoraka azy,+ ka hitondra azy ho eny an-doharano.+
16 Tsy ho noana na hangetaheta intsony ireo, ary tsy hamely azy ny masoandro na ny hafanana mandoro,+