FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 73:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ireny ny ratsy fanahy! Miadana lalandava izy,+

      Sady mampitombo ny fananany.+

  • Salamo 119:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  51 Manaraby ahy tafahoatra ny olona sahisahy ratsy,+

      Kanefa tsy miala amin’ny lalànao aho.+

  • Jeremia 48:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Nandry feizay efa hatramin’ny fahazazany+ ny Moabita, ary tsy nisy nanakorontana mihitsy izy ireo, toy ny divay tsy nahetsiketsika ka mihandrona eny ambany ny faikany.+ Mbola tsy nafindra ho amin’ny siny hafa izy ireo, ary mbola tsy natao sesitany. Izany no tsy nampiova ny tsirony sy ny fofony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara