Isaia 41:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hampiboiboika renirano eny amin’ny havoana mangadihady aho, ary hampiboiboika loharano eny amin’ny lemaka.+ Hovako ho kamory anirian’ny bararata ny tany efitra, ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+
18 Hampiboiboika renirano eny amin’ny havoana mangadihady aho, ary hampiboiboika loharano eny amin’ny lemaka.+ Hovako ho kamory anirian’ny bararata ny tany efitra, ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+