FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 118:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Natosik’izy ireny mafy aho mba hianjera,+

      Kanefa i Jehovah no nanampy ahy.+

  • Salamo 125:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Fa tsy hijanona maharitra eo amin’izay anjaran’ny olo-marina ny tehim-panjakan’ny ratsy fanahy,+

      Sao hanatsotra ny tanany hanao ratsy ny olo-marina.+

  • Jaona 16:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Nilaza izany taminareo aho mba hanananareo fiadanana amin’ny alalako.+ Eo amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana, nefa mahereza! Izaho efa naharesy an’izao tontolo izao.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara