FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 mba hatahorany+ anao amin’ny andro rehetra iainany eto amin’ity tany nomenao ny razanay ity!+

  • Salamo 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Manompoa an’i Jehovah amin-tahotra,+

      Ary mifalia, nefa koa mangovita.+

  • Jeremia 33:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ho anarana mahafaly ahy izy,+ ary ho fiderana sy hatsaran-tarehy any amin’ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany. Handre ny soa rehetra hataoko aminy mantsy ireny firenena ireny.+ Koa hihorohoro+ sy hitebiteby+ ireny, rehefa handre izany soa rehetra hataoko aminy izany sy ny fiadanam-be homeko azy.’”+

  • Asan’ny Apostoly 9:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary nandry feizay ny fiangonana+ eran’i Jodia sy Galilia ary Samaria. Koa nihanatanjaka ny fiangonana, sady nandeha tamin’ny fahatahorana an’i Jehovah+ sy ny fampiononan’ny fanahy masina,+ ka tsy nitsaha-nitombo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara