FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 86:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tsara toetra+ sy vonona hamela heloka+ ianao, Jehovah ô,

      Sady tena tsara fanahy sy be fitiavana amin’izay rehetra miantso anao.+

  • Romanina 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary tonga koa ny Lalàna+ mba hampisehoana fa be dia be ny heloka.+ Teo amin’izay nisian’ny ota+ be dia be anefa, dia vao mainka be dia be ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara