Deoteronomia 4:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hanompo andriamanitra+ nataon-tanan’olona ianareo any, dia vato aman-kazo+ izay tsy mahita na mandre na mihinana na mandre fofona.+ Salamo 115:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Volafotsy sy volamena ny sampin’ireo firenena,+Sady asa tanan’olombelona.+
28 Hanompo andriamanitra+ nataon-tanan’olona ianareo any, dia vato aman-kazo+ izay tsy mahita na mandre na mihinana na mandre fofona.+