Isaia 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny fanamelohana an’i Babylona,+ tao amin’ny fahitana azon’i Isaia zanak’i Amoza:+ Isaia 47:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Midìna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka,+ ry Babylona zanakavavy+ virjiny. Mipetraha amin’ny tany, eo amin’izay tsy misy seza fiandrianana,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Tsy hataon’ny olona intsony hoe miaingitraingitra sy mihanta ianao.+ Jeremia 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Rehefa tapitra ny fitopolo taona,+ dia hataoko ampamoaka ny mpanjakan’i Babylona sy izany firenena izany+ noho ny fahadisoany’, hoy i Jehovah. ‘Hataoko ampamoaka ny tanin’ny Kaldeanina,+ ka hataoko lao mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Jeremia 50:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Lazao any amin’ireo firenena, ary ambarao!+ Manangàna tsato-kazo famantarana,+ ary ambarao fa aza misy afenina. Lazao hoe: ‘Azo babo i Babylona.+ Menatra i Bela+ ary mihorohoro i Merodaka. Menatra ireo sary nivavahany.+ Mihorohoro ireo sampiny maharikoriko.’ Apokalypsy 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary niantsoantso mafy+ izy hoe: “Nianjera, nianjera i Babylona Lehibe,+ ka tonga fonenan’ny demonia, sy toerana famitsahan’ny rivotra+ maloto rehetra, ary toerana famitsahan’ny vorona rehetra maloto sy ankahalaina!+
47 Midìna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka,+ ry Babylona zanakavavy+ virjiny. Mipetraha amin’ny tany, eo amin’izay tsy misy seza fiandrianana,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Tsy hataon’ny olona intsony hoe miaingitraingitra sy mihanta ianao.+
12 “‘Rehefa tapitra ny fitopolo taona,+ dia hataoko ampamoaka ny mpanjakan’i Babylona sy izany firenena izany+ noho ny fahadisoany’, hoy i Jehovah. ‘Hataoko ampamoaka ny tanin’ny Kaldeanina,+ ka hataoko lao mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
2 “Lazao any amin’ireo firenena, ary ambarao!+ Manangàna tsato-kazo famantarana,+ ary ambarao fa aza misy afenina. Lazao hoe: ‘Azo babo i Babylona.+ Menatra i Bela+ ary mihorohoro i Merodaka. Menatra ireo sary nivavahany.+ Mihorohoro ireo sampiny maharikoriko.’
2 Ary niantsoantso mafy+ izy hoe: “Nianjera, nianjera i Babylona Lehibe,+ ka tonga fonenan’ny demonia, sy toerana famitsahan’ny rivotra+ maloto rehetra, ary toerana famitsahan’ny vorona rehetra maloto sy ankahalaina!+