FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Anjaran’i Zakaria ny nanolotra emboka manitra+ rehefa niditra tao amin’ny toerana masin’i Jehovah+ izy, araka ny efa fanaon’ny mpisorona.

  • Apokalypsy 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary rehefa noraisin’ny Zanak’ondry ilay horonam-boky, dia niankohoka teo anatrehany ny zavamananaina efatra sy ny anti-panahy+ efatra amby roapolo, izay samy nanana harpa+ sy vilia volamena feno emboka manitra. Tsy inona ilay emboka manitra+ fa ny vavaky+ ny olona masina.

  • Apokalypsy 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nisy anjely hafa iray koa tonga nijoro teo akaikin’ny alitara,+ sady nanana fitaovana volamena fandoroana emboka manitra. Nomena emboka manitra+ be dia be izy mba hatolony teo ambonin’ilay alitara volamena teo anoloan’ny seza fiandrianana, tamin’ny fotoana nandrenesana ny vavaky ny olona masina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara