29 Rehefa misy olona manenjika anao ka mifofo ny ainao, dia harovan’i Jehovah Andriamanitrao ianao,+ toy ny fiarovana zava-tsarobidy voafono ao anaty kitapo.+ Fa ny ain’ny fahavalonao kosa hatorany toy ny vato avy eo amin’ny foitran’ny pilotra.+
10 Hoy koa i Davida: “Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia i Jehovah ihany no hamely azy,+ na ho avy ny andro+ tsy maintsy hahafatesany, na hidina any an’ady+ izy ka ho faty.+