Salamo 89:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nahita an’i Davida mpanompoko aho,+Ka nohosorako menaka masina izy.+ Salamo 116:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Jehovah ô,+Mpanomponao ange aho e!+Eny, mpanomponao sady zanaky ny mpanompovavinao.+Novahanao ny fatorako.+ Asan’ny Apostoly 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ ilay Andriamanitry ny razantsika, dia nanome voninahitra+ an’i Jesosy Mpanompony,+ fa ianareo kosa nanolotra+ azy ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra ny hanafaka azy.+ Asan’ny Apostoly 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ianao no nampiteny an’i Davida razanay mpanomponao tamin’ny alalan’ny fanahy masina+ hoe: ‘Nahoana no mikorontana ireo firenena ary misaina zava-poana ny vahoaka?+
16 Jehovah ô,+Mpanomponao ange aho e!+Eny, mpanomponao sady zanaky ny mpanompovavinao.+Novahanao ny fatorako.+
13 Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba,+ ilay Andriamanitry ny razantsika, dia nanome voninahitra+ an’i Jesosy Mpanompony,+ fa ianareo kosa nanolotra+ azy ka nanda azy teo anatrehan’i Pilato, izay efa tapa-kevitra ny hanafaka azy.+
25 Ianao no nampiteny an’i Davida razanay mpanomponao tamin’ny alalan’ny fanahy masina+ hoe: ‘Nahoana no mikorontana ireo firenena ary misaina zava-poana ny vahoaka?+