Deoteronomia 33:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanome lalàna antsika i Mosesy,+Ho fananan’ny fiangonan’i Jakoba.+ Salamo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy,+Eny, ny lalàny no vakiny moramora andro aman’alina.+ Salamo 78:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 78 Henoy ny lalàko, ry oloko.+Aoka ianareo hanongilan-tsofina hihaino ny tenin’ny vavako.+