Salamo 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fantatr’i Jehovah mantsy ny lalan’ny olo-marina,+Fa ny lalan’ny ratsy fanahy kosa ho foana.+ Ohabolana 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny ratsy fanahy kosa ho ringana tsy ho amin’ny tany,+ ary ny mpivadika hesorina tsy ho amin’ny tany.+
22 Fa ny ratsy fanahy kosa ho ringana tsy ho amin’ny tany,+ ary ny mpivadika hesorina tsy ho amin’ny tany.+