FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 20:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia nanorim-ponenana teto ny Israely, ka nanorina toerana masina ho an’ny anaranao,+ ary niteny hoe:

  • Salamo 29:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Mampihetsi-jaza ny serfavavy ny feon’i Jehovah,+

      Sady mampangadihady ny toerana rakotra ala.+

      Koa samy milaza daholo ny ao an-tempoliny hoe: “Voninahitra ho an’Andriamanitra!”+

  • Salamo 116:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ao an-tokotanin’ny tranon’i Jehovah,+

      Ao aminao, ry Jerosalema ô!+

      Miderà an’i Jah!+

  • Salamo 134:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Aoka ianareo ho masina rehefa manandratra ny tananareo.+

      Ary miderà an’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara