FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hoy koa Andriamanitra: “Aoka hisy habakabaka+ eo anelanelan’ny rano, dia aoka hisaraka ny rano ambony sy ny rano ambany.”+

  • Salamo 19:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ny lanitra manambara ny voninahitr’Andriamanitra,+

      Ary ny habakabaka milaza ny asan’ny tanany.+

  • Daniela 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Hamirapiratra toy ny famirapiratry ny habakabaka ireo lalin-tsaina.+ Ary izay mitarika ny maro ho amin’ny fahamarinana+ dia hamirapiratra toy ny kintana, mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara