FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 92:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsara ny manao izany miaraka amin’ny lokanga misy tadiny folo sy ny mandôlinina,+

      Ary ny feon’ny harpa maneno mafy.+

  • Salamo 144:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Hira vaovao no hohiraiko ho anao, Andriamanitra ô!+

      Lokanga misy tadiny folo no hanaovako hira fiderana ho anao.+

  • Isaia 38:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Avia hamonjy ahy, Jehovah ô!+ Dia hotendrenay amin’ny lokanga ny feon-kira noforoniko,+

      Eny, hotendrenay mandritra ny androm-piainanay ao an-tranon’i Jehovah.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara