Salamo 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa mitangorona amiko ny alika,+Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+ Salamo 31:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa izaho kosa dia ianao no itokisako, Jehovah ô!+Hoy aho: “Ianao no Andriamanitro.”+ Matio 27:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ary tokony ho tamin’ny ora fahasivy, dia niantso mafy i Jesosy hoe: “Ely, Ely, lamà sabaktany?”, izany hoe “Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no nahafoy ahy ianao?”+ Marka 15:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary tamin’ny ora fahasivy, dia niantso mafy i Jesosy hoe: “Ely, Ely, lamà sabaktany?”, raha adika dia hoe: “Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no nahafoy ahy ianao?”+
16 Fa mitangorona amiko ny alika,+Ary manodidina ahy ireo mpanao ratsy maro be,+Izay toy ny liona manaikitra ny tanako sy ny tongotro.+
46 Ary tokony ho tamin’ny ora fahasivy, dia niantso mafy i Jesosy hoe: “Ely, Ely, lamà sabaktany?”, izany hoe “Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no nahafoy ahy ianao?”+
34 Ary tamin’ny ora fahasivy, dia niantso mafy i Jesosy hoe: “Ely, Ely, lamà sabaktany?”, raha adika dia hoe: “Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no nahafoy ahy ianao?”+