Joba 25:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa mainka fa ny olombelona mety maty, izay olitra ihany,Ary ny zanak’olombelona, izay kankana ihany!”+ Isaia 41:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Aza matahotra, ry Jakoba kankana,+ ry lehilahy israelita,+ fa hanampy anao aho”, hoy i Jehovah Mpanavotra+ anao, Ilay Masin’ny Israely.
6 Koa mainka fa ny olombelona mety maty, izay olitra ihany,Ary ny zanak’olombelona, izay kankana ihany!”+
14 “Aza matahotra, ry Jakoba kankana,+ ry lehilahy israelita,+ fa hanampy anao aho”, hoy i Jehovah Mpanavotra+ anao, Ilay Masin’ny Israely.