14 Eny amin’ny tanimbilona tsara no hiandrasako ny ondriko, ary eny amin’ny tendrombohitra avon’i Israely izy ireo no honina.+ Eny izy ireo no handry ao amin’ny toeram-ponenana tsara.+ Eny amin’ny kijana feno ahi-maitso izy ireo no hiraoka ahitra, eny an-tendrombohitr’i Israely.”