FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 21:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Fa matoky an’i Jehovah ny mpanjaka,+

      Eny, matoky ny hatsaram-panahy feno fitiavana avy amin’ilay Avo Indrindra izy. Tsy hisy hampangozohozo azy.+

  • Salamo 37:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ao am-pony ny lalàn’Andriamanitra,+

      Ka tsy hiala amin’ny lala-mahitsy izy.+

  • Ohabolana 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Eritrereto izy amin’izay rehetra ataonao,+ dia hataony mandeha tsara ny fiainanao.+

  • Ohabolana 29:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Fandrika ny tahotra olona,+ fa izay matoky an’i Jehovah no ho voaro.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara