Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+ Efesianina 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary farany, aoka ianareo hahazo hery+ mandrakariva amin’ny alalan’ny Tompo sy amin’ny alalan’ny tanjaky+ ny heriny.
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+
10 Ary farany, aoka ianareo hahazo hery+ mandrakariva amin’ny alalan’ny Tompo sy amin’ny alalan’ny tanjaky+ ny heriny.