1 Tantara 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nisy Levita+ notendreny hanompo+ teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah, mba hanome fampahatsiahivana+ sy hisaotra+ ary hidera+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely, Salamo 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mifalia amin’i Jehovah ry olo-marina, ary miravoravoa.+Mihobia ianareo rehetra mahitsy fo.+ Salamo 145:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hidera anao ny asanao rehetra, Jehovah ô!+Ary hankalaza anao ireo tsy mivadika aminao.+
4 Ary nisy Levita+ notendreny hanompo+ teo anoloan’ny Vata masin’i Jehovah, mba hanome fampahatsiahivana+ sy hisaotra+ ary hidera+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely,