Salamo 40:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa ory sy mahantra aho.+Mihevitra ahy i Jehovah.+Ianao no Mpanampy sy Mpanafaka ahy.+Aza ela loatra, Andriamanitro ô!+ Salamo 70:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 70 Afaho haingana aho, Andriamanitra ô!+Mba ampio haingana aho, Jehovah ô!+ Lioka 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Lazaiko aminareo fa hataony haingana+ izay hampiharana ny rariny amin’izy ireo. Rehefa tonga anefa ny Zanak’olona, tena hahita finoana toy izany etỳ an-tany ve izy?”
17 Fa ory sy mahantra aho.+Mihevitra ahy i Jehovah.+Ianao no Mpanampy sy Mpanafaka ahy.+Aza ela loatra, Andriamanitro ô!+
8 Lazaiko aminareo fa hataony haingana+ izay hampiharana ny rariny amin’izy ireo. Rehefa tonga anefa ny Zanak’olona, tena hahita finoana toy izany etỳ an-tany ve izy?”