Salamo 126:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nihomehy tsy nisy toy izany isika tamin’izay,+Sady nihoby ny lelantsika.+Tamin’izay, dia nifampiresaka ny olona teo amin’ireo firenena+ hoe:“Niavaka ny zavatra nataon’i Jehovah ho an-dry zareo!”+ Isaia 26:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hampihatra ny rariny ianao, Jehovah ô, mba hanomezana fiadanana ho anay,+ satria noho ianao no mahatomombana izay rehetra ataonay.+
2 Nihomehy tsy nisy toy izany isika tamin’izay,+Sady nihoby ny lelantsika.+Tamin’izay, dia nifampiresaka ny olona teo amin’ireo firenena+ hoe:“Niavaka ny zavatra nataon’i Jehovah ho an-dry zareo!”+
12 Hampihatra ny rariny ianao, Jehovah ô, mba hanomezana fiadanana ho anay,+ satria noho ianao no mahatomombana izay rehetra ataonay.+