FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 14:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Ny olona tsy mora tezitra dia tena manana fahaiza-manavaka,+ fa mampiharihary ny hadalany kosa ny olona tsy manam-paharetana.+

  • Efesianina 4:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Aoka kosa ianareo ho tsara fanahy+ amin’ny namanareo avy, ka hangoraka+ sy hifamela heloka tanteraka, toy ny namelan’Andriamanitra tanteraka ny helokareo,+ tamin’ny alalan’i Kristy.

  • 2 Timoty 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Aoka koa ianao handa ny fanontaniana adaladala sy ny fanontaniana tsy misy dikany,+ satria fantatrao fa mampiady izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara