Ohabolana 27:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa tsy ho eo mandritra ny fotoana tsy voafetra ny harena,+ ary tsy haharitra ho an’ny taranaka rehetra hifandimby ny diadema. Mpitoriteny 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Tena zava-poana!”, hoy ilay mpamory vahoaka,+ “zava-poana ny zava-drehetra.”+
24 Fa tsy ho eo mandritra ny fotoana tsy voafetra ny harena,+ ary tsy haharitra ho an’ny taranaka rehetra hifandimby ny diadema.