Salamo 34:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Maro ny fahorian’ny olo-marina,+Nefa manafaka azy amin’izany rehetra izany i Jehovah.+ 2 Korintianina 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanafaka anay tamin’ny loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa.+ Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay indray izy amin’ny hoavy.+
10 Nanafaka anay tamin’ny loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa.+ Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay indray izy amin’ny hoavy.+