FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary hoy i Davida+ tamin’i Natana: “Nanota tamin’i Jehovah aho.”+ Dia hoy i Natana: “Mamela* ny fahotanao i Jehovah,+ ka tsy ho faty ianao.+

  • 2 Tantara 33:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa raha vao azom-pahoriana izy,+ dia niezaka nampitony an’i Jehovah Andriamaniny,+ ka tena nanetry tena+ tokoa teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny razany.

  • Salamo 32:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Niaiky ny fahotako teo anatrehanao aho tamin’ny farany, ary ny fahadisoako tsy mba nosarontsaronako.+

      Hoy aho: “Hiaiky ny heloko eo anatrehan’i Jehovah aho.”+

      Dia namela ny fahadisoako sy ny fahotako ianao.+ Sela.

  • Salamo 51:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Iantrao aho Andriamanitra ô, araka ny hatsaram-panahinao feno fitiavana.+

      Koseho ny fahadisoako, araka ny haben’ny famindram-ponao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara