Matio 5:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo izay any an-danitra ianareo.+ Izy mantsy mampiposaka ny masoandrony amin’ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy, ary mandatsaka ny orana amin’ny marina sy ny tsy marina.+
45 mba ho tonga zanaky ny Rainareo izay any an-danitra ianareo.+ Izy mantsy mampiposaka ny masoandrony amin’ny ratsy fanahy sy ny tsara fanahy, ary mandatsaka ny orana amin’ny marina sy ny tsy marina.+