FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 10:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary niakatra eran’ny tany Ejipta ny valala, dia nipetraka tamin’ny faritra rehetra tao,+ ka tena nampijaly.+ Mbola tsy nisy valala toy izany mihitsy talohan’ireo, ary tsy hisy toy izany intsony koa any aoriany.

  • Salamo 105:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Niteny izy ka tonga ny valala,+

      Dia zana-balala tsy tambo isaina,+

  • Joela 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Izay sisa tsy lanin’ny fanday dia nohanin’ny valala,+ ary izay sisa tsy lanin’ny valala indray nohanin’ny zana-balala mbola tsy ary elatra, ary izay sisa tsy lanin’ny zana-balala kosa nohanin’ny kalalao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara