Ohabolana 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aoka ny anatro no horaisinareo fa tsy ny volafotsy, ary ny fahalalana fa tsy ny volamena tena tsara.+ Ohabolana 8:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Mihainoa anatra, ka hendre,+ ary aza atao tsinontsinona ny anatra.+ Ohabolana 23:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Vidio ny fahamarinana+ ka aza amidy, ary vidio koa ny fahendrena sy ny fananarana ary ny fahiratan-tsaina.+ Hebreo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izay tian’i Jehovah no faiziny. Manasazy mafy an’izay raisiny toy ny zanaka izy.”+
10 Aoka ny anatro no horaisinareo fa tsy ny volafotsy, ary ny fahalalana fa tsy ny volamena tena tsara.+
23 Vidio ny fahamarinana+ ka aza amidy, ary vidio koa ny fahendrena sy ny fananarana ary ny fahiratan-tsaina.+