FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fa milentika any amin’ny fahafatesana ny tranony, ary ny lalany kosa midina any amin’ny maty, izay tsy mahefa na inona na inona.+

  • Ohabolana 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Izy ihany no ho faty noho izy tsy nihaino anatra,+ ary be ny hadalana nataony ka lasa any amin’ny lalan-diso izy.+

  • Malakia 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Ary hanatona anareo aho mba hitsara anareo,+ ka ho mailaka hijoro ho vavolombelona+ hiampanga ny mpilalao ody,+ sy ny mpanitsakitsa-bady,+ ny mpianiana lainga,+ ny mpanambaka mpiasa rehefa mandoa karama,+ ny mpanambaka ny mpitondratena+ sy ny kamboty ray,+ mbamin’ireo tsy miraharaha ny zon’ny vahiny monina eo aminareo.+ Tsy matahotra ahy ireo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

  • 1 Korintianina 6:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsy fantatrareo angaha fa tsy handova ny fanjakan’Andriamanitra ny olona tsy marina?+ Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Fa na mpijangajanga,+ na mpanompo sampy,+ na mpanitsakitsa-bady,+ na lehilahy manaiky hanaovan-dehilahy firaisana,+ na lehilahy miray amin’ny lehilahy,+

  • Hebreo 13:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Aoka ho mendri-kaja eo imason’ny olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandrianan’ny mpivady,+ fa homelohin’Andriamanitra ny mpijangajanga sy ny mpanitsakitsa-bady.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara