Tononkiran’i Solomona 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Inona irỳ zavatra miakatra avy any an-tany efitra irỳ?+ Tahaka ny setroka no fahitana azy, sady misy miora sy ditin-kazo manitra ary karazana vovo-java-manitra rehetra fitondran’ny mpivarotra.”+ Tononkiran’i Solomona 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia narda+ sy safrona,+ fantàkamanitra+ sy kanelina,+ mbamin’ny karazan-kazo rehetra misy dity manitra, miora sy aloesy,+ sy ny zava-manitra rehetra faran’izay tsara,+
6 “Inona irỳ zavatra miakatra avy any an-tany efitra irỳ?+ Tahaka ny setroka no fahitana azy, sady misy miora sy ditin-kazo manitra ary karazana vovo-java-manitra rehetra fitondran’ny mpivarotra.”+
14 dia narda+ sy safrona,+ fantàkamanitra+ sy kanelina,+ mbamin’ny karazan-kazo rehetra misy dity manitra, miora sy aloesy,+ sy ny zava-manitra rehetra faran’izay tsara,+