FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 21:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary hoy i Ahaba tamin’i Elia: “Hitanao ihany angaha aho, ry ilay fahavaloko?”+ Dia hoy i Elia: “Hitako tokoa ianao. ‘Noho ianao tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanao izay ratsy eo imason’i Jehovah,+

  • 2 Tantara 25:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Raha mbola niteny ilay mpaminany, dia namaly avy hatrany ny mpanjaka hoe: “Ho mpanolo-tsaina ny mpanjaka angaha no nanendrenay anao?+ Aoka izay, sao matin’ny olona eo ianao.”+ Koa tsy niteny intsony ilay mpaminany, fa hoy fotsiny izy: “Fantatro fa efa tapa-kevitra ny handringana anao Andriamanitra,+ noho izany nataonao izany+ sy noho ianao tsy nihaino ny torohevitro.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara