Ohabolana 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izay mandehandeha manendrikendrika olona dia mamoaka tsiambaratelo,+ ary aza mifanerasera amin’izay be resaka.+ Ohabolana 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka ianao hifanazava aminy,+ nefa aza ambara ny tsiambaratelon’ny hafa,+ Ohabolana 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny tenin’ny mpanendrikendrika dia toy ny zavatra mampilendalenda atao teli-moka, ka midina avy hatrany any an-kibo.+
19 Izay mandehandeha manendrikendrika olona dia mamoaka tsiambaratelo,+ ary aza mifanerasera amin’izay be resaka.+
22 Ny tenin’ny mpanendrikendrika dia toy ny zavatra mampilendalenda atao teli-moka, ka midina avy hatrany any an-kibo.+