Salamo 37:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hihomehezan’i Jehovah anefa izy,+Satria hitany fa ho avy ny andro handringanana azy.+ Romanina 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+
5 Fa noho ny kirinao+ sy ny fonao tsy mibebaka+ no anangonanao fahatezerana+ ho anao ho amin’ny andro fahatezerana+ sy fampiharihariana+ ny fitsarana marin’Andriamanitra.+