Ohabolana 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hihaino ny hendry ka hitombo ny zavatra fantany,+ ary ny mahira-tsaina no mahazo tari-dalana tsara,+ Mpitoriteny 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aleo ankizy mahantra nefa hendry,+ toy izay mpanjaka antitra nefa adala,+ izay tsy mahatsapa intsony hoe mila fampitandremana.+
5 Hihaino ny hendry ka hitombo ny zavatra fantany,+ ary ny mahira-tsaina no mahazo tari-dalana tsara,+
13 Aleo ankizy mahantra nefa hendry,+ toy izay mpanjaka antitra nefa adala,+ izay tsy mahatsapa intsony hoe mila fampitandremana.+